Archives mensuelles : octobre 2018

Formation

CALENDRIER DE FORMATION 9ème Vague 

  • FIOMPIANA TRONDRO : 22 – 23 -24 OKTOBRA
  • F. NOHATSARAINA AKOHO GASY : 29 – 30 OKTOBRA
  • FIOMPIANA AKOHO FAKANA NOFO :  05 – 06 NOVAMBRA
  • F. AKOHO MPANATODY LAVA : 12 – 13 – 14 NOVAMBRA
  • FIOMPIANA TANTELY  : 15 – 16 NOVAMBRA
  • FIOMPIANA KISOA : 19 – 20 – 21 NOVAMBRA
  • FAMOKARANA ATY MATAVY : 22 – 23 NOVAMBRA
  • FIOMPIANA TRONDRO : 26 – 27 – 28 NOVAMBRA
  • F. NOHATSARAINA AKOHO GASY : 29 – 30 NOVAMBRA

 Aorian’ny  fiofanana,ny MPE dia manolotra ny mpiofana rehetra : ATTESTATION sy    BOKY MILOKO mirakitra ny fiofanana, SAKAFO ATOANDRO, ary fijerena horonan-tsary mihetsika.